plt_tn/num/18/12.md

381 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka amin'i Arona Andriamanitra.

ny voaloham-bokatra

Io dia manondro ny voalohan'ny menaka, divay, ary vary izay nojinjain'izy ireo tsara indrindra.

Ny olona rehetra izao madio ao amin'ny ankohonanao

Ny hoe eken'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio izy ireo. DH: "Ny olona rehetra ao amin'ny fianakavianao izay ekeko"