# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Arona Andriamanitra. # ny voaloham-bokatra Io dia manondro ny voalohan'ny menaka, divay, ary vary izay nojinjain'izy ireo tsara indrindra. # Ny olona rehetra izao madio ao amin'ny ankohonanao Ny hoe eken'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio izy ireo. DH: "Ny olona rehetra ao amin'ny fianakavianao izay ekeko"