plt_tn/num/18/08.md

20 lines
644 B
Markdown

# ireo fanatitra asandratra Amiko
Eto ny hoe "asandratra Amiko" dia manambara ny fanomezana na fanolorana zavatra amin'Andriamanitra. DH: "ireo fanatitra izay omen'ny vahoaka Ahy"
# Efa nomeko anao sy ireo zanakao...ireo fanatitra ireo
Resahin'Andriamanitra toy ny hoe efa nanao izany Izy satria izany no fanapaha-kevitra izay efa nataony. DH: "Hanome ireo fanatitra ireo ho anao Aho"
# ho anjaranao hatrany
Ny anjara dia zaran-javatra izay raisin'ny olona. DH: "ho zara izay ho raisinao hatrany hatrany"
# voaaro amin'ny afo
DH: "izay tsy nodoranao tanteraka teo amin'ny alitara"
# tena masina...ireo
"ireo zara ireo dia tena masina"