plt_tn/num/18/08.md

644 B

ireo fanatitra asandratra Amiko

Eto ny hoe "asandratra Amiko" dia manambara ny fanomezana na fanolorana zavatra amin'Andriamanitra. DH: "ireo fanatitra izay omen'ny vahoaka Ahy"

Efa nomeko anao sy ireo zanakao...ireo fanatitra ireo

Resahin'Andriamanitra toy ny hoe efa nanao izany Izy satria izany no fanapaha-kevitra izay efa nataony. DH: "Hanome ireo fanatitra ireo ho anao Aho"

ho anjaranao hatrany

Ny anjara dia zaran-javatra izay raisin'ny olona. DH: "ho zara izay ho raisinao hatrany hatrany"

voaaro amin'ny afo

DH: "izay tsy nodoranao tanteraka teo amin'ny alitara"

tena masina...ireo

"ireo zara ireo dia tena masina"