# ireo fanatitra asandratra Amiko Eto ny hoe "asandratra Amiko" dia manambara ny fanomezana na fanolorana zavatra amin'Andriamanitra. DH: "ireo fanatitra izay omen'ny vahoaka Ahy" # Efa nomeko anao sy ireo zanakao...ireo fanatitra ireo Resahin'Andriamanitra toy ny hoe efa nanao izany Izy satria izany no fanapaha-kevitra izay efa nataony. DH: "Hanome ireo fanatitra ireo ho anao Aho" # ho anjaranao hatrany Ny anjara dia zaran-javatra izay raisin'ny olona. DH: "ho zara izay ho raisinao hatrany hatrany" # voaaro amin'ny afo DH: "izay tsy nodoranao tanteraka teo amin'ny alitara" # tena masina...ireo "ireo zara ireo dia tena masina"