plt_tn/num/18/06.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka amin'i Arona i Yaveh.

Fanomezana ho anao izy ireo

Ny fanendren'i Yaveh ireo Levita mba hanampy an'i Arona dia resahina toy ny hoe fanomezana izay nomena an'i Arona izy ireo. DH: "Tahaka ny fanomezana ho anao izy ireo"

nomena Ahy

Eto ny hoe "nomena" an'Andriamanitra dia manambara ny hoe voatokana mba hanompo an'Andriamanitra. DH: "izay efa natokako ho Ahy" na "ary efa natokako ho Ahy izy ireo"

ianao sy ireo zanakao ihany

Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'i Arona. Ny fisehon'ny "ianareo" hafa dia manondro an'i Arona sy ireo zanany lahy.

hanao ny fisoronana

"hanao ny asan'ireo mpisorona"

zavatra rehetra anatin'ny lamba

Ny ao anatin'ny lamba dia manambara hoe anatin'ny efitrano ambadiky ny lamba. DH: "ny zavatra rehetra ao anatin'ny efitrano ambadiky ny lamba"

Izay vahiny manatokatona dia aoka ho vonoina

DH: "Izay vahiny manatona dia tsy maintsy maty" na "Tsy maintsy vonoinareo izay vahiny manatona"

manatokatona

Izay tsy tokony hanatonan'izy ireo dia afaka ambara mazava. DH: "izay manatona ireo zavatra masina"