# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Arona i Yaveh. # Fanomezana ho anao izy ireo Ny fanendren'i Yaveh ireo Levita mba hanampy an'i Arona dia resahina toy ny hoe fanomezana izay nomena an'i Arona izy ireo. DH: "Tahaka ny fanomezana ho anao izy ireo" # nomena Ahy Eto ny hoe "nomena" an'Andriamanitra dia manambara ny hoe voatokana mba hanompo an'Andriamanitra. DH: "izay efa natokako ho Ahy" na "ary efa natokako ho Ahy izy ireo" # ianao sy ireo zanakao ihany Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'i Arona. Ny fisehon'ny "ianareo" hafa dia manondro an'i Arona sy ireo zanany lahy. # hanao ny fisoronana "hanao ny asan'ireo mpisorona" # zavatra rehetra anatin'ny lamba Ny ao anatin'ny lamba dia manambara hoe anatin'ny efitrano ambadiky ny lamba. DH: "ny zavatra rehetra ao anatin'ny efitrano ambadiky ny lamba" # Izay vahiny manatokatona dia aoka ho vonoina DH: "Izay vahiny manatona dia tsy maintsy maty" na "Tsy maintsy vonoinareo izay vahiny manatona" # manatokatona Izay tsy tokony hanatonan'izy ireo dia afaka ambara mazava. DH: "izay manatona ireo zavatra masina"