plt_tn/num/18/06.md

32 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka amin'i Arona i Yaveh.
# Fanomezana ho anao izy ireo
Ny fanendren'i Yaveh ireo Levita mba hanampy an'i Arona dia resahina toy ny hoe fanomezana izay nomena an'i Arona izy ireo. DH: "Tahaka ny fanomezana ho anao izy ireo"
# nomena Ahy
Eto ny hoe "nomena" an'Andriamanitra dia manambara ny hoe voatokana mba hanompo an'Andriamanitra. DH: "izay efa natokako ho Ahy" na "ary efa natokako ho Ahy izy ireo"
# ianao sy ireo zanakao ihany
Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'i Arona. Ny fisehon'ny "ianareo" hafa dia manondro an'i Arona sy ireo zanany lahy.
# hanao ny fisoronana
"hanao ny asan'ireo mpisorona"
# zavatra rehetra anatin'ny lamba
Ny ao anatin'ny lamba dia manambara hoe anatin'ny efitrano ambadiky ny lamba. DH: "ny zavatra rehetra ao anatin'ny efitrano ambadiky ny lamba"
# Izay vahiny manatokatona dia aoka ho vonoina
DH: "Izay vahiny manatona dia tsy maintsy maty" na "Tsy maintsy vonoinareo izay vahiny manatona"
# manatokatona
Izay tsy tokony hanatonan'izy ireo dia afaka ambara mazava. DH: "izay manatona ireo zavatra masina"