plt_tn/num/16/41.md

385 B

Ary izao no niseho

Io andianteny io eto dia nampiasaina mba hanamarika tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha misy fomba hanaovana izany ny fiteninao, dia aoka ampiasa izany eto ianao.

nivory hanohitra an'i Mosesy sy Arona

"efa nivory mba hitaraina ny amin'i Mosesy sy Arona"

indro

"tampoka". Eto ny hoe "indro" dia maneho fa gaga tamin'izay hitan'izy ireo ny vahoaka.