plt_tn/num/16/41.md

12 lines
385 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary izao no niseho
Io andianteny io eto dia nampiasaina mba hanamarika tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha misy fomba hanaovana izany ny fiteninao, dia aoka ampiasa izany eto ianao.
# nivory hanohitra an'i Mosesy sy Arona
"efa nivory mba hitaraina ny amin'i Mosesy sy Arona"
# indro
"tampoka". Eto ny hoe "indro" dia maneho fa gaga tamin'izay hitan'izy ireo ny vahoaka.