# Ary izao no niseho Io andianteny io eto dia nampiasaina mba hanamarika tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha misy fomba hanaovana izany ny fiteninao, dia aoka ampiasa izany eto ianao. # nivory hanohitra an'i Mosesy sy Arona "efa nivory mba hitaraina ny amin'i Mosesy sy Arona" # indro "tampoka". Eto ny hoe "indro" dia maneho fa gaga tamin'izay hitan'izy ireo ny vahoaka.