plt_tn/num/16/06.md

20 lines
598 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy miresaka amin'i Kora sy ireo lehilahy izay niaraka tamin'i Kora i Mosesy.
# fitondran'afo
fitoerana izay handorana ny ditin-kazo manitra
# eo anoloan'i Yaveh
Io dia fomba fiteny. DH: "teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"
# ho voatokana ho an'i Yaveh izany olona izany
DH: "Hatokan'i Yaveh ho Azy izany olona izany"
# Lasa lavitra loatra ianao
Io dia manambara ny fanaovana mihoatra noho izay tokony ataon'ny olona. DH: "Efa nanao mihoatra noho izay tokony ataonareo ianareo" na "Mihevitra ny hanana fahefana mihoatra noho ny tokony ho anareo ianareo"