plt_tn/num/16/06.md

598 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka amin'i Kora sy ireo lehilahy izay niaraka tamin'i Kora i Mosesy.

fitondran'afo

fitoerana izay handorana ny ditin-kazo manitra

eo anoloan'i Yaveh

Io dia fomba fiteny. DH: "teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"

ho voatokana ho an'i Yaveh izany olona izany

DH: "Hatokan'i Yaveh ho Azy izany olona izany"

Lasa lavitra loatra ianao

Io dia manambara ny fanaovana mihoatra noho izay tokony ataon'ny olona. DH: "Efa nanao mihoatra noho izay tokony ataonareo ianareo" na "Mihevitra ny hanana fahefana mihoatra noho ny tokony ho anareo ianareo"