# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Kora sy ireo lehilahy izay niaraka tamin'i Kora i Mosesy. # fitondran'afo fitoerana izay handorana ny ditin-kazo manitra # eo anoloan'i Yaveh Io dia fomba fiteny. DH: "teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh" # ho voatokana ho an'i Yaveh izany olona izany DH: "Hatokan'i Yaveh ho Azy izany olona izany" # Lasa lavitra loatra ianao Io dia manambara ny fanaovana mihoatra noho izay tokony ataon'ny olona. DH: "Efa nanao mihoatra noho izay tokony ataonareo ianareo" na "Mihevitra ny hanana fahefana mihoatra noho ny tokony ho anareo ianareo"