plt_tn/num/15/20.md

16 lines
647 B
Markdown

# ny voalohan-kobanareo
Ireo mety ho heviny dia hoe manondro izao izany 1) ny vary voalohany izay hangonin'izy ireo mandritra ny fotoam-pijinjana na 2) ny koba izay natao tamin'ny voan'izy ireo voalohany.
# mofo
Ny fiantsoana izany hoe mofo dia midika fa hahandro ny koba aloha izy ireo.
# mba hampiakarana izany ho fanatitra asandratra
Io sarinteny hoe "mampiakatra" io dia manondro ny fanolorana izany ho fanomezana. DH: "mba hanolotra izany ho fanomezana"
# fanatitra asandratra avy amin'ny fikororohana
Ny fanatitra dia resahina toy ny hoe avy amin'ny fikororohana satria eo no hanasarahana ny vary amin'ny ampahan'ny zava-maniry hafa.