plt_tn/num/15/20.md

647 B

ny voalohan-kobanareo

Ireo mety ho heviny dia hoe manondro izao izany 1) ny vary voalohany izay hangonin'izy ireo mandritra ny fotoam-pijinjana na 2) ny koba izay natao tamin'ny voan'izy ireo voalohany.

mofo

Ny fiantsoana izany hoe mofo dia midika fa hahandro ny koba aloha izy ireo.

mba hampiakarana izany ho fanatitra asandratra

Io sarinteny hoe "mampiakatra" io dia manondro ny fanolorana izany ho fanomezana. DH: "mba hanolotra izany ho fanomezana"

fanatitra asandratra avy amin'ny fikororohana

Ny fanatitra dia resahina toy ny hoe avy amin'ny fikororohana satria eo no hanasarahana ny vary amin'ny ampahan'ny zava-maniry hafa.