# ny voalohan-kobanareo Ireo mety ho heviny dia hoe manondro izao izany 1) ny vary voalohany izay hangonin'izy ireo mandritra ny fotoam-pijinjana na 2) ny koba izay natao tamin'ny voan'izy ireo voalohany. # mofo Ny fiantsoana izany hoe mofo dia midika fa hahandro ny koba aloha izy ireo. # mba hampiakarana izany ho fanatitra asandratra Io sarinteny hoe "mampiakatra" io dia manondro ny fanolorana izany ho fanomezana. DH: "mba hanolotra izany ho fanomezana" # fanatitra asandratra avy amin'ny fikororohana Ny fanatitra dia resahina toy ny hoe avy amin'ny fikororohana satria eo no hanasarahana ny vary amin'ny ampahan'ny zava-maniry hafa.