plt_tn/num/12/09.md

8 lines
259 B
Markdown

# Nirehitra tamin'izy ireo ny hatezeran'i Yaveh
Ny hatezeran'i Yaveh dia resahina toy ny hoe afo izany. DH: "Lasa tezitra mafy tamin'izy ireo i Yaveh"
# fotsy toy ny oram-panala
Nampivadika ny hoditr'i Miriama ho fotsy ny habokana. DH: "lasa fotsy boboka"