plt_tn/num/12/09.md

259 B

Nirehitra tamin'izy ireo ny hatezeran'i Yaveh

Ny hatezeran'i Yaveh dia resahina toy ny hoe afo izany. DH: "Lasa tezitra mafy tamin'izy ireo i Yaveh"

fotsy toy ny oram-panala

Nampivadika ny hoditr'i Miriama ho fotsy ny habokana. DH: "lasa fotsy boboka"