# Nirehitra tamin'izy ireo ny hatezeran'i Yaveh Ny hatezeran'i Yaveh dia resahina toy ny hoe afo izany. DH: "Lasa tezitra mafy tamin'izy ireo i Yaveh" # fotsy toy ny oram-panala Nampivadika ny hoditr'i Miriama ho fotsy ny habokana. DH: "lasa fotsy boboka"