plt_tn/num/10/33.md

16 lines
598 B
Markdown

# Nandeha...izy ireo
Ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely.
# ny tendrombohitr'i Yaveh
Io dia manondro ny Tendrombohitr'i Sinay. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "Tendrombohitr'i Sinay, ilay tendrombohitr'i Yaveh"
# Ny fiaran'ny faneken'i Yaveh no nandeha teo alohan'izy ireo
Mandeha eo alohan'ny vahoakan'Israely ny vondron'ireo Levita milanja ny fiaran'ny fanekena raha mandeha ny vahoaka. DH: "Nilanja ny fiaran'ny faneken'i Yaveh teo alohan'izy ireo ny lehilahy raha nandeha izy ireo"
# tamin'ny andro
"ny andro tsirairay" na "mandritra ny andro"