# Nandeha...izy ireo Ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely. # ny tendrombohitr'i Yaveh Io dia manondro ny Tendrombohitr'i Sinay. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "Tendrombohitr'i Sinay, ilay tendrombohitr'i Yaveh" # Ny fiaran'ny faneken'i Yaveh no nandeha teo alohan'izy ireo Mandeha eo alohan'ny vahoakan'Israely ny vondron'ireo Levita milanja ny fiaran'ny fanekena raha mandeha ny vahoaka. DH: "Nilanja ny fiaran'ny faneken'i Yaveh teo alohan'izy ireo ny lehilahy raha nandeha izy ireo" # tamin'ny andro "ny andro tsirairay" na "mandritra ny andro"