plt_tn/num/10/33.md

598 B

Nandeha...izy ireo

Ny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely.

ny tendrombohitr'i Yaveh

Io dia manondro ny Tendrombohitr'i Sinay. Ny hevitr'io fanambarana io feno dia afaka atao mazava. DH: "Tendrombohitr'i Sinay, ilay tendrombohitr'i Yaveh"

Ny fiaran'ny faneken'i Yaveh no nandeha teo alohan'izy ireo

Mandeha eo alohan'ny vahoakan'Israely ny vondron'ireo Levita milanja ny fiaran'ny fanekena raha mandeha ny vahoaka. DH: "Nilanja ny fiaran'ny faneken'i Yaveh teo alohan'izy ireo ny lehilahy raha nandeha izy ireo"

tamin'ny andro

"ny andro tsirairay" na "mandritra ny andro"