plt_tn/num/09/22.md

307 B

nakarina ny rahona

DH: "niakatra ny rahona" (UDB) na "nampiakarin'i Yaveh ny rahona"

araka ny didin'i Yaveh

Ny teny hoe "didy" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. "izay nandidian'i Yaveh"

ny didin'i Yaveh izay nomena avy tamin'i Mosesy

DH: "ny didy izay nomen'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy"