# nakarina ny rahona DH: "niakatra ny rahona" (UDB) na "nampiakarin'i Yaveh ny rahona" # araka ny didin'i Yaveh Ny teny hoe "didy" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. "izay nandidian'i Yaveh" # ny didin'i Yaveh izay nomena avy tamin'i Mosesy DH: "ny didy izay nomen'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy"