plt_tn/num/09/22.md

12 lines
307 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nakarina ny rahona
DH: "niakatra ny rahona" (UDB) na "nampiakarin'i Yaveh ny rahona"
# araka ny didin'i Yaveh
Ny teny hoe "didy" dia afaka ambara amin'ny matoanteny. "izay nandidian'i Yaveh"
# ny didin'i Yaveh izay nomena avy tamin'i Mosesy
DH: "ny didy izay nomen'i Yaveh tamin'ny alalan'i Mosesy"