plt_tn/num/09/11.md

28 lines
626 B
Markdown

# hitandrina ny Paska
Eto ny teny hoe "mitandrina" dia midika hoe manaraka. DH: "manaraka ny Firavoravoan'ny Paska" na "mankalaza ny Firavoravoan'ny Paska"
# andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana faharoa
"ny volana faha-2 tamin'ny andro faha-14"
# amin'ny hariva
"amin'ny filentehan'ny masoandro"
# tsy maintsy hihinanany izany
"Tsy maintsy mihinana ny zanak'ondrin'ny Paska izy ireo"
# Mofo tsy misy masirasira
"mofo tsy nasiana lalivay"
# anana mangidy
Ireo dia zava-maniry kely izay misy fofona mahery sy tsiro ratsy matetika.
# na hanapaka ny taolany
"ary tsy tokony hanapaka ny taolan'izany izy ireo"