# hitandrina ny Paska Eto ny teny hoe "mitandrina" dia midika hoe manaraka. DH: "manaraka ny Firavoravoan'ny Paska" na "mankalaza ny Firavoravoan'ny Paska" # andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana faharoa "ny volana faha-2 tamin'ny andro faha-14" # amin'ny hariva "amin'ny filentehan'ny masoandro" # tsy maintsy hihinanany izany "Tsy maintsy mihinana ny zanak'ondrin'ny Paska izy ireo" # Mofo tsy misy masirasira "mofo tsy nasiana lalivay" # anana mangidy Ireo dia zava-maniry kely izay misy fofona mahery sy tsiro ratsy matetika. # na hanapaka ny taolany "ary tsy tokony hanapaka ny taolan'izany izy ireo"