plt_tn/num/09/11.md

626 B

hitandrina ny Paska

Eto ny teny hoe "mitandrina" dia midika hoe manaraka. DH: "manaraka ny Firavoravoan'ny Paska" na "mankalaza ny Firavoravoan'ny Paska"

andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana faharoa

"ny volana faha-2 tamin'ny andro faha-14"

amin'ny hariva

"amin'ny filentehan'ny masoandro"

tsy maintsy hihinanany izany

"Tsy maintsy mihinana ny zanak'ondrin'ny Paska izy ireo"

Mofo tsy misy masirasira

"mofo tsy nasiana lalivay"

anana mangidy

Ireo dia zava-maniry kely izay misy fofona mahery sy tsiro ratsy matetika.

na hanapaka ny taolany

"ary tsy tokony hanapaka ny taolan'izany izy ireo"