plt_tn/num/05/01.md

20 lines
684 B
Markdown

# aretin-koditra
Io dia manondro ny habokana, izay aretina mahazo ny hoditra sy mora mifindra amin'ny olona hafa.
# fery mitsìka
Io dia manondro ny tataka be izay mitete tsiranoka.
# izay rehetra maloto tamin'ny fikasihana faty
Raha misy olona nikasika faty dia heverina ho maloto izy ireo. Ny olona izay tsy eken'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe olona maloto ara-batana izy ireo.
# aoka halefanareo
Eto ny hoe "-nareo" dia manondro ny vahoakan'Israely.
# Dia nanao izany ny vahoakan'Israely
Midika izany fa nandroaka ny olona maloto izy ireo. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "Nandroaka ireo izay maloto hiala ny toby ny vahoakan'Israely"