plt_tn/num/05/01.md

684 B

aretin-koditra

Io dia manondro ny habokana, izay aretina mahazo ny hoditra sy mora mifindra amin'ny olona hafa.

fery mitsìka

Io dia manondro ny tataka be izay mitete tsiranoka.

izay rehetra maloto tamin'ny fikasihana faty

Raha misy olona nikasika faty dia heverina ho maloto izy ireo. Ny olona izay tsy eken'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe olona maloto ara-batana izy ireo.

aoka halefanareo

Eto ny hoe "-nareo" dia manondro ny vahoakan'Israely.

Dia nanao izany ny vahoakan'Israely

Midika izany fa nandroaka ny olona maloto izy ireo. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "Nandroaka ireo izay maloto hiala ny toby ny vahoakan'Israely"