# aretin-koditra Io dia manondro ny habokana, izay aretina mahazo ny hoditra sy mora mifindra amin'ny olona hafa. # fery mitsìka Io dia manondro ny tataka be izay mitete tsiranoka. # izay rehetra maloto tamin'ny fikasihana faty Raha misy olona nikasika faty dia heverina ho maloto izy ireo. Ny olona izay tsy eken'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe olona maloto ara-batana izy ireo. # aoka halefanareo Eto ny hoe "-nareo" dia manondro ny vahoakan'Israely. # Dia nanao izany ny vahoakan'Israely Midika izany fa nandroaka ny olona maloto izy ireo. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "Nandroaka ireo izay maloto hiala ny toby ny vahoakan'Israely"