plt_tn/nam/03/08.md

20 lines
657 B
Markdown

# Fampanafantarana amin'ny ankapobeny
Miresaka ny vahoakan'i Ninive ho toy ny tanàn'izy ireo i Nahoma.
# moa ve ianao tsara noho i Teba ... mandany?
DH: "tsy tsara noho i Teba ianao ... mandany."
# Teba
renivohitr'i Egypta, izay babon'ny Asyriana
# ka ranomasimbe no arony, ny ranomasina ihany no mandany
Mitovy hevitra ireo andian-teny roa ireo. Ny teny hoe: "ranomasimbe" sy "ranomasina" dia oharina amin'ny reniranon'i Neily izay mikoriana eo akaikin'ny tanàna ary sarotra tafihana.
# aro ... manda
Ireo tanàna taloha dia nanorina "manda" mba hanaovana ny mpanafika any ivelany, ary amin'ny "aro" dia manao ireo mpanafika ao anatin'ny manda.