# Fampanafantarana amin'ny ankapobeny Miresaka ny vahoakan'i Ninive ho toy ny tanàn'izy ireo i Nahoma. # moa ve ianao tsara noho i Teba ... mandany? DH: "tsy tsara noho i Teba ianao ... mandany." # Teba renivohitr'i Egypta, izay babon'ny Asyriana # ka ranomasimbe no arony, ny ranomasina ihany no mandany Mitovy hevitra ireo andian-teny roa ireo. Ny teny hoe: "ranomasimbe" sy "ranomasina" dia oharina amin'ny reniranon'i Neily izay mikoriana eo akaikin'ny tanàna ary sarotra tafihana. # aro ... manda Ireo tanàna taloha dia nanorina "manda" mba hanaovana ny mpanafika any ivelany, ary amin'ny "aro" dia manao ireo mpanafika ao anatin'ny manda.