plt_tn/nam/03/08.md

657 B

Fampanafantarana amin'ny ankapobeny

Miresaka ny vahoakan'i Ninive ho toy ny tanàn'izy ireo i Nahoma.

moa ve ianao tsara noho i Teba ... mandany?

DH: "tsy tsara noho i Teba ianao ... mandany."

Teba

renivohitr'i Egypta, izay babon'ny Asyriana

ka ranomasimbe no arony, ny ranomasina ihany no mandany

Mitovy hevitra ireo andian-teny roa ireo. Ny teny hoe: "ranomasimbe" sy "ranomasina" dia oharina amin'ny reniranon'i Neily izay mikoriana eo akaikin'ny tanàna ary sarotra tafihana.

aro ... manda

Ireo tanàna taloha dia nanorina "manda" mba hanaovana ny mpanafika any ivelany, ary amin'ny "aro" dia manao ireo mpanafika ao anatin'ny manda.