plt_tn/mrk/15/45.md

923 B

Rehefa nahazo antoka izy

"Rehefa nahazo antoka i Pilato"

nomeny an'i Josefa ny vatana mangatsiaka

"namela an'i Josefa haka ny vatana mangatsiakan'i Jesosy izy"

hariry

Lamba vita amin'ny hariry.

Nampidina an'i Jesosy izy ... Avy eo nanakodia vato teo amin'ny varavaram-pasana izy

Josefa dia nampian'ny olona hafa nampidina an'i Jesosy teo amin'ny hazofijaliana, nikarakara Azy ho alefa ao am-pasana, ary nanidy ny fasana. DH: "Nampidina Azy Josefa sy ireo olon-kafa ... Avy eo nanakodia vato teo amin'ny varavaram-pasana izy ireo"

ny fasana izay nolavahana tao amin'ny vatolampy

Afaka atao hoe: "fasana izay efa nolavahan'olona iray tamin'ny vatolampy tany aloha"

nanakodia vato teo amin'ny varavaram-pasana izy

"vato fisaka goavambe manoloana ny"

Josesy

Tsy i Josesy zandrin'i Jesosy io.

ny toerana nandevenana Azy

" ny toerana nandevenan'i Josefa sy ireo hafa ny vata mangatsiakan'i Jesosy"