plt_tn/mrk/15/45.md

32 lines
923 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Rehefa nahazo antoka izy
"Rehefa nahazo antoka i Pilato"
# nomeny an'i Josefa ny vatana mangatsiaka
"namela an'i Josefa haka ny vatana mangatsiakan'i Jesosy izy"
# hariry
Lamba vita amin'ny hariry.
# Nampidina an'i Jesosy izy ... Avy eo nanakodia vato teo amin'ny varavaram-pasana izy
Josefa dia nampian'ny olona hafa nampidina an'i Jesosy teo amin'ny hazofijaliana, nikarakara Azy ho alefa ao am-pasana, ary nanidy ny fasana. DH: "Nampidina Azy Josefa sy ireo olon-kafa ... Avy eo nanakodia vato teo amin'ny varavaram-pasana izy ireo"
# ny fasana izay nolavahana tao amin'ny vatolampy
Afaka atao hoe: "fasana izay efa nolavahan'olona iray tamin'ny vatolampy tany aloha"
# nanakodia vato teo amin'ny varavaram-pasana izy
"vato fisaka goavambe manoloana ny"
# Josesy
Tsy i Josesy zandrin'i Jesosy io.
# ny toerana nandevenana Azy
" ny toerana nandevenan'i Josefa sy ireo hafa ny vata mangatsiakan'i Jesosy"