# Rehefa nahazo antoka izy "Rehefa nahazo antoka i Pilato" # nomeny an'i Josefa ny vatana mangatsiaka "namela an'i Josefa haka ny vatana mangatsiakan'i Jesosy izy" # hariry Lamba vita amin'ny hariry. # Nampidina an'i Jesosy izy ... Avy eo nanakodia vato teo amin'ny varavaram-pasana izy Josefa dia nampian'ny olona hafa nampidina an'i Jesosy teo amin'ny hazofijaliana, nikarakara Azy ho alefa ao am-pasana, ary nanidy ny fasana. DH: "Nampidina Azy Josefa sy ireo olon-kafa ... Avy eo nanakodia vato teo amin'ny varavaram-pasana izy ireo" # ny fasana izay nolavahana tao amin'ny vatolampy Afaka atao hoe: "fasana izay efa nolavahan'olona iray tamin'ny vatolampy tany aloha" # nanakodia vato teo amin'ny varavaram-pasana izy "vato fisaka goavambe manoloana ny" # Josesy Tsy i Josesy zandrin'i Jesosy io. # ny toerana nandevenana Azy " ny toerana nandevenan'i Josefa sy ireo hafa ny vata mangatsiakan'i Jesosy"