plt_tn/mrk/15/31.md

359 B

tahaka izany

Izany dia maneho ny fomba nanesoan'ireo olona izay miaraka mandeha amin'i Jesosy eny an-dalana.

naneso Azy, niaraka tamin'ireo

"izy ireo dia nifampilaza eso-teny momba an'i Jesosy"

Mpanjakan'Israely

Anarana hafa ho an'i Jesosy.

hinoanay

Izany dia midika hoe mino an'i Jesosy. DH: "mino Azy"

naneso

"nanaraby" na "niteny ratsy"