# tahaka izany Izany dia maneho ny fomba nanesoan'ireo olona izay miaraka mandeha amin'i Jesosy eny an-dalana. # naneso Azy, niaraka tamin'ireo "izy ireo dia nifampilaza eso-teny momba an'i Jesosy" # Mpanjakan'Israely Anarana hafa ho an'i Jesosy. # hinoanay Izany dia midika hoe mino an'i Jesosy. DH: "mino Azy" # naneso "nanaraby" na "niteny ratsy"