plt_tn/mrk/15/31.md

20 lines
359 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# tahaka izany
Izany dia maneho ny fomba nanesoan'ireo olona izay miaraka mandeha amin'i Jesosy eny an-dalana.
# naneso Azy, niaraka tamin'ireo
"izy ireo dia nifampilaza eso-teny momba an'i Jesosy"
# Mpanjakan'Israely
Anarana hafa ho an'i Jesosy.
# hinoanay
Izany dia midika hoe mino an'i Jesosy. DH: "mino Azy"
# naneso
"nanaraby" na "niteny ratsy"