plt_tn/mrk/15/01.md

20 lines
820 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Rehefa natolotry ny lohandohan'ny mpisorona, ny loholona, ny mpanora-dalàna, ary ny filan-kevitra an'i Pilato i Jesosy, dia tsy nanameloka Azy i Pilato. Na dia nitondra fiampangana maro manohitra an'i Jesosy aza ny vahoaka, dia tsy namaly azy ireo izy.
# Nofatoran'izy ireo Jesosy ary nentin'izy ireo nivoaka
Izy ireo dia nandidy ny mba hamatorana an'i Jesosy, fa ireo mpiambina no namatotra Azy sy nitondra Azy nivoaka. DH: "nandidy ireo mpiambina izy ireo mba hamatotra an'i Jesosy sy hitondra Azy mivoaka"
# Natolotr'izy ireo teo amin'i Pilato Izy
Natolotr'izy ireo ho eo ambany fahefan'i Pilato i Jesosy.
# Voalazanao
Afaka atao hoe: "Efa izany voalazanao izany Aho"
# Nanolotra fiampangana maro manohitra an'i Jesosy
"niampanga an'i Jesosy tamin'ny zavatra ratsy maro"