# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Rehefa natolotry ny lohandohan'ny mpisorona, ny loholona, ny mpanora-dalàna, ary ny filan-kevitra an'i Pilato i Jesosy, dia tsy nanameloka Azy i Pilato. Na dia nitondra fiampangana maro manohitra an'i Jesosy aza ny vahoaka, dia tsy namaly azy ireo izy. # Nofatoran'izy ireo Jesosy ary nentin'izy ireo nivoaka Izy ireo dia nandidy ny mba hamatorana an'i Jesosy, fa ireo mpiambina no namatotra Azy sy nitondra Azy nivoaka. DH: "nandidy ireo mpiambina izy ireo mba hamatotra an'i Jesosy sy hitondra Azy mivoaka" # Natolotr'izy ireo teo amin'i Pilato Izy Natolotr'izy ireo ho eo ambany fahefan'i Pilato i Jesosy. # Voalazanao Afaka atao hoe: "Efa izany voalazanao izany Aho" # Nanolotra fiampangana maro manohitra an'i Jesosy "niampanga an'i Jesosy tamin'ny zavatra ratsy maro"