plt_tn/mrk/15/01.md

820 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Rehefa natolotry ny lohandohan'ny mpisorona, ny loholona, ny mpanora-dalàna, ary ny filan-kevitra an'i Pilato i Jesosy, dia tsy nanameloka Azy i Pilato. Na dia nitondra fiampangana maro manohitra an'i Jesosy aza ny vahoaka, dia tsy namaly azy ireo izy.

Nofatoran'izy ireo Jesosy ary nentin'izy ireo nivoaka

Izy ireo dia nandidy ny mba hamatorana an'i Jesosy, fa ireo mpiambina no namatotra Azy sy nitondra Azy nivoaka. DH: "nandidy ireo mpiambina izy ireo mba hamatotra an'i Jesosy sy hitondra Azy mivoaka"

Natolotr'izy ireo teo amin'i Pilato Izy

Natolotr'izy ireo ho eo ambany fahefan'i Pilato i Jesosy.

Voalazanao

Afaka atao hoe: "Efa izany voalazanao izany Aho"

Nanolotra fiampangana maro manohitra an'i Jesosy

"niampanga an'i Jesosy tamin'ny zavatra ratsy maro"