plt_tn/mrk/14/06.md

525 B

Nahoana ianareo no manao izay mampalahelo azy?

Jesosy nibedy ireo vahiny tamin'ny fametrahana fanontaniana momba izay nataon'ilay vehivavy. DH: "Tsy tokony hanao izay mampalahelo azy ianareo!"

Lazaiko marina aminareo

Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja.

na aiza na aiza hitoriana ny Filazantsara

Afaka atao hoe: "na aiza na aiza hitorian'ireo mpanaraka Ahy ny Filazantsara"

dia ho lazaina ny nataon'ity vehivavy ity

"dia ho lazaina ihany koa izay nataon'ity vehivavy ity"