# Nahoana ianareo no manao izay mampalahelo azy? Jesosy nibedy ireo vahiny tamin'ny fametrahana fanontaniana momba izay nataon'ilay vehivavy. DH: "Tsy tokony hanao izay mampalahelo azy ianareo!" # Lazaiko marina aminareo Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja. # na aiza na aiza hitoriana ny Filazantsara Afaka atao hoe: "na aiza na aiza hitorian'ireo mpanaraka Ahy ny Filazantsara" # dia ho lazaina ny nataon'ity vehivavy ity "dia ho lazaina ihany koa izay nataon'ity vehivavy ity"