plt_tn/mrk/14/06.md

16 lines
525 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Nahoana ianareo no manao izay mampalahelo azy?
Jesosy nibedy ireo vahiny tamin'ny fametrahana fanontaniana momba izay nataon'ilay vehivavy. DH: "Tsy tokony hanao izay mampalahelo azy ianareo!"
# Lazaiko marina aminareo
Manoro io fa ny hevitra manaraka eo dia tena marina tokoa ary manan-danja.
# na aiza na aiza hitoriana ny Filazantsara
Afaka atao hoe: "na aiza na aiza hitorian'ireo mpanaraka Ahy ny Filazantsara"
# dia ho lazaina ny nataon'ity vehivavy ity
"dia ho lazaina ihany koa izay nataon'ity vehivavy ity"