plt_tn/mrk/13/24.md

32 lines
827 B
Markdown

# ny volana tsy hanome ny hazavany
"hihamaizina ny volana"
# ireo hery izay ao an-danitra ho hozongozonina
"Andriamanitra hanozongozona ny hery izay any an-danitra"
# ireo hery
Mamaritra ireo planeta, ao anatin'izany ireo kintana. DH: "ireo planeta"
# Ka ho hitan'izy ireo
"Ka ho hitan'ireo olona"
# hery lehibe sy voninahitra
"mahery sy be voninahitra"
# ka hanangona miaraka
Ny teny hoe: "izy" dia maneho an'Andriamanitra ary hevitra ambadik'ireo anjely, fa izy ireo no hampiangona ireo voafidy. DH: "izy ireo no hanangona" na "ireo anjeliny no hanangona"
# any amin'ny vazan-tany efatra
Ny tany rehetra dia resahana ho "vazan-tany efatra," izay avaratra, atsimo, antsinanana, ary andrefana.
# any amin'ny faran'ny tany ka hatrany amin'ny faran'ny lanitra
DH: "any amin'ny toerana rehetra eto ambonin'ny tany"