plt_tn/mrk/13/24.md

827 B

ny volana tsy hanome ny hazavany

"hihamaizina ny volana"

ireo hery izay ao an-danitra ho hozongozonina

"Andriamanitra hanozongozona ny hery izay any an-danitra"

ireo hery

Mamaritra ireo planeta, ao anatin'izany ireo kintana. DH: "ireo planeta"

Ka ho hitan'izy ireo

"Ka ho hitan'ireo olona"

hery lehibe sy voninahitra

"mahery sy be voninahitra"

ka hanangona miaraka

Ny teny hoe: "izy" dia maneho an'Andriamanitra ary hevitra ambadik'ireo anjely, fa izy ireo no hampiangona ireo voafidy. DH: "izy ireo no hanangona" na "ireo anjeliny no hanangona"

any amin'ny vazan-tany efatra

Ny tany rehetra dia resahana ho "vazan-tany efatra," izay avaratra, atsimo, antsinanana, ary andrefana.

any amin'ny faran'ny tany ka hatrany amin'ny faran'ny lanitra

DH: "any amin'ny toerana rehetra eto ambonin'ny tany"