# ny volana tsy hanome ny hazavany "hihamaizina ny volana" # ireo hery izay ao an-danitra ho hozongozonina "Andriamanitra hanozongozona ny hery izay any an-danitra" # ireo hery Mamaritra ireo planeta, ao anatin'izany ireo kintana. DH: "ireo planeta" # Ka ho hitan'izy ireo "Ka ho hitan'ireo olona" # hery lehibe sy voninahitra "mahery sy be voninahitra" # ka hanangona miaraka Ny teny hoe: "izy" dia maneho an'Andriamanitra ary hevitra ambadik'ireo anjely, fa izy ireo no hampiangona ireo voafidy. DH: "izy ireo no hanangona" na "ireo anjeliny no hanangona" # any amin'ny vazan-tany efatra Ny tany rehetra dia resahana ho "vazan-tany efatra," izay avaratra, atsimo, antsinanana, ary andrefana. # any amin'ny faran'ny tany ka hatrany amin'ny faran'ny lanitra DH: "any amin'ny toerana rehetra eto ambonin'ny tany"